Formation des Agents Responsables de la facturation
Ho fanatsarana hatrany ny fomba fiasa sy hananana vokatra mifanaraka amin’izany dia notanterahina tamin’ity herinandro ity, ny alatsinainy 18 ka hatramin’ny anio zomà 22 jolay 2022, teto amin’ny APMF Foibe ny fampiofanana ireo…
Fametrahana ny masoivoho na ny « Représentation Locale APMF » ao Sainte-Marie
Ho fanamafisana hatrany ny aro loza amin’ny fitaterana an-dranomasina manodidina an’Antanambe sy Manompana, Faritra Analanjirofo, dia nametraka ny masoivoho na ny « Représentation Locale APMF » androany 13 jolay 2022 ny Talem-paritry ny…
Visite de la Représentante du Bureau Régional pour l’Afrique de l’Est de l’UNODC
Dans le cadre de la lutte contre les crimes et la drogue dans les aéroportuaires et les ports, Madame La Représentante du Bureau Régional pour l’Afrique de l’Est de l’United Nations Office on Drugs and Crime (UNODC), Jolien ABRAMS, a…